|
|
|
|

Entry1  finoana antematemaka
Part of speech  2  locution
Root  3  ino, antematemaka
Examples  4  [2.296] Tsy nifarana mazava ny finoany ny amin' izany, fa dia ilay ambiroa sy avelo fotsiny no finoany antematemaka.
Vocabulary  5  Beliefs

Updated on 2025/07/29