|
|
|
|

Entry1  finoanoam-poana
Part of speech  2  locution
Explanations in English  3  superstition [1.7]
Explanations in French  4  superstition [1.8, 1.5.fr#155, 1.66]
Examples  5  misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur) [1.66]
6  Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny. [1.316#70]
Vocabulary  7  Beliefs

Updated on 2025/09/19