|
|
|
|

Teny iditra1  fiofanana
Fototeny  2 ofana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiomanana, amin' ny alalan' ny fianarana, hanao asa na handray raharaha (na raharaha vaovao na raharaha efa misy ny tena) mba hahavitana azy tsaratsara kokoa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12