|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fiohina |
| Fototeny | 2 fioka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra na olona lalovan' ny fofon' ain' ny omby mandalo mifofofofo
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 fiohina |
| Fototeny | 6 fioka |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Kapohina mirivorivo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be beaten, to be flogged.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 14 fiohina |
| Fototeny | 15 fioka |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to be whistled for, as a dog.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 22 afihino, 23 anifiho, 24 anihifo, 25 fihaino, fiohina, 26 Hofinia, 27 ifonahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|