|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fioka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sioka
[Bara]
[1.78] 4 Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing.
6 whistling, whistle. See siaka, sioka. [1.2] |
| Ohatra |
7 Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Feo |
| Teny iditra (2/2) | 23 fioka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 kapoka
[Bara, Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 26 fakoy, 27 fikoa, fioka, 28 kofia, 29 ofika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|