Entry | 1 tafioka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 fioka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny feon' ny rivotra mizozozozo rehefa mifampikasoka amin' ny ravinkazo na ny elakelaky ny hazo maniry na amin' ny hiriky ny varavarana |
Explanations in French |
5 [1.3#642] le son du vent qui souffle fort |
Vocabulary |
6 Sound |
Anagrams | 7 afitako, atafiko, atakofy, atifako, fiatoka, fotakay, itafako, tafaiko, tafiako, tafioka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |