|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiotrehana
Fototeny  2 otrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?
5 Fihibohana an-trano [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fiotrehana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 incubation [1.13]
Voambolana  10  Fahasalamana

Fivaditsoratra  fiotrehana, 11 firotehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17