Entry | 1 fiovana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ova |
Morphology |
|
All compound words | 6 14 words containing fiovana |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina |
Explanations in French |
8 [1.3#473] l'action de changer 9 [1.13] modification, changement, mutation |
Examples |
10 [2.470] Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny 11 [2.471] Misy fiovana ny sain'olombelona 12 [2.472] Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy |
Anagrams | 13 fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafain, voafina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |