|
|
|
|

Entry1  firaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano.
Explanations in English  13  [1.2] Lead, pewter [Malay perak, silver?]
Explanations in French  14  [1.3] Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.
Fig. fausse monnaie
15  [1.5] Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy.
Examples  16  [2.117#] firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka.
17  [2.346#43] Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i
18  [2.857#] Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika.
19  [2.996] Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao
Vocabulary  20  Chemistry
Analogs  21  Pb, Sn
Proverbs  22  Proverbs containing the word firaka
Tables and plates  23  Periodic Table

Anagrams  24  Afrika, faraky, fikara, firaka, kafira

Updated on 2025/08/10