|
|
|
|

Entry1  firantirantiana
Part of speech  2  noun
Root  3  rantiranty
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitandaharana amin' ny toerana avo na mora hita ka miharihary tsara; fitsangantsanganan-javatra mitandahatra

Updated on 2025/07/29