Entry | 1 firaparapana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 raparapa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |