|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  firaratra
Fototeny  2 raratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina miraratra, mihaingo, miravaka [1.1]

Teny iditra (2/2)5  firaratra
Fototeny  6 raratra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 fikopaka (rivotra) [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Mod. s. from miraratra (raratra).] Prov. for sahafa [1.2]
Tovy hevitra  10 raratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12