Entry | 1 firioriovana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 riorio |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firenirenena, fandehandehanana tsy misy toniany; fiviliana any amin' ny tsy izy; fandehanana atsy fandehanana eroa, tsy fitombenana amin' ny toerana na zavatra iray |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |