|
|
|
|

Teny iditra1  firofotra
Fototeny  2 rofotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny aretina mibontsimbontsina: Ny firofotry ny bonibony [1.1]
5 mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 éruption [1.13]
Voambolana  7  Fahasalamana

Fivaditsoratra  firofotra, 8 forifotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17