|
|
|
|

Teny iditra1  rofotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisehoan' aretina mibontsimbontsina, toy ny kitrotro, bonibony..., betsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 éruption cutanée, comme la gale, la vérole [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  9  Fahasalamana

Fivaditsoratra  10 forotra, rofotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19