Entry | 1 fisabaka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sabaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |