|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sabaka |
| Fototeny | 2 baka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa
5 Ilazana ny hazo misampana roa 6 anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a straddling; the opening of a compass
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 action ou état d'être ouvert comme un
9 compas [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | sabaka, 28 sakaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|