|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisafoana |
| Fototeny | 2 safo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra, fa fisafoana hatoka no nataony
5 Fijeren' ny dokotera sy ny mpampivelona ny vehivavy bevohoka: Amin' ny sivy ora ny fisafoana ao amin' ny hopitaly 6 Fandalovana mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Rehefa tonga ny fisafoan' ny lehibe, tonga daholo ny mpiasa rehetra ary misehoho miasa tsara [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|