|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fikasihana moramora: Tia safo loha io Rangahy io
4 Fikosokosohana amin' ny tanana, fanorana 5 Fanorana ny kibon' ny bevohoka 6 Fanamarinana sy fijerena ny asa atao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de passer la main à plat sur quelqu'un ou sur quelque chose, d'aligner, de polir un mur en terre, d'égaliser la surface d'une mesure de riz
8 figuré: action d'inspecter, d'explorer, de visiter pour surveiller, pour espionner [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 fôsa, fosa, safo, 27 Sofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|