|
|
|
|

Teny iditra1  fisafotofotoana
Fototeny  2 safotofoto
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao
5 Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'embrouillement, l’action de se démener de colère [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12