|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safotofoto |
| Fototeny | 2 fotofoto |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny
5 Toetran' ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|