|
|
|
|

Entry1  fisalasalana
Part of speech  2  noun
Root  3  salasala
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao
Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka
Explanations in English  7  [1.7] doubt, hesitation
Explanations in French  8  [1.8] doute; hésitation
Examples  9  [2.296] Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo.
10  [2.606] Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo.
11  [2.470] Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra.

Updated on 2025/08/10