|
|
|
|

Entry1  fisamboaravoara
Part of speech  2  noun
Root  3  samboaravoara
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona na zavatra misamboaravoara, mihetsika mahery mitambolimbolina: Ny fisamboaravoaran' ny ranomasina

Updated on 2025/07/29