|
|
|
|

Entry1  fisamboritana
Part of speech  2  noun
Root  3  samboritra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga
Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna
Synonyms  5  fisamboritra

Updated on 2025/07/29