| Entry | 1 fisambotra |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Root | 3 sambotra |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika" Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra |
| Examples |
5 [2.293#] Ka hataontsika ahoana no fisambotra io? |
| Anagrams | 6 fisambotra, rambafotsy |
| Updated on 2025/01/21 |
|