Entry | 1 fisandohana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sandoka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |