|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sandoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
4 Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a fraud
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 fraude
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Lalàna |
| Teny iditra (2/2) | 24 sandoka |
| Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 fraudulent, false
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 frauduleux, faux
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 28 vola sandoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|