|
|
|
|

Teny iditra1  fisangotra
Fototeny  2 sangotra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misangotra na mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy
5 Azo sangorina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12