|
|
|
|

Teny iditra1  sangotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy ny salohiny izay masaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de cueillir le riz à mesure qu’il est mûr en coupant les épis avec les doigts ou un couteau [1.3#576]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19