Entry | 1 fisefosefoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao |
Root | 4 sefosefo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |