|
|
|
|

Entry1  fisehosehoana
Part of speech  2  noun
Root  3  sehoseho
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  [2.314#] Adalam-bola sy tia fisehosehoana " : izany no amintinan' ny mpanoratra ny toetran' izy mivady.
7  [1.381#] Ny teraka alahamady alatsinainy na raharaha atomboka amin' io andro io, dia mandany tahiry noho io andro io be rehaka sy fisehosehoana.

Updated on 2025/07/29