|
|
|
|

Entry1  fisendahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena".
Root  4  sendaka

Anagrams  5  fisendahana, handefasany

Updated on 2025/01/21