| Entry | 1 fisetrasetrana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 setrasetra |
| Allegation |
4 |
| Explanations in Malagasy |
5 [2.470#] |
| Examples |
6 [2.470#] Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy. |
| Updated on 2024/12/11 |
|