|
|
|
|

Teny iditra1  setrasetra
Fototeny  2 setra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hetraketraka feno avona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 pride, haughtiness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 orgueil [1.3#601, 1.8]
7 [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance [1.3#601]
8 hauteur [1.8]
Ohatra  9  Tsy hitony angaha izao setrasetra izao. [2.895#]
10  Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra. [2.508#]
11  Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [1.298#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  15  Ontam-po
Tovy hevitra  16 setra
Mpanahaka  17  setaseta, 18  sotasota

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19