|
|
|
|

Entry1  fisikinana
Part of speech  2  noun
Root  3  sikina
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanosy] fitafiana
5  [1.1] Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ?
Proverbs  6  Proverbs containing the word fisikinana
Article  7  Randzavola: fisikinana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  8  fikisinana, fisikinana

Updated on 2025/07/29