|
|
|
|

Entry1  fisitrihana
Part of speech  2  noun
Root  3  sitrika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony?
Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela.

Anagrams  5  fisitrihana, fitsirihana, hifanisitra

Updated on 2025/07/29