Entry | 1 fisodihana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sodika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. |
Explanations in French |
5 [1.196] action de séparer les fibres, défibrage |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |