|
|
|
|

Entry1  fisolampiana
Part of speech  2  noun
Root  3  solampy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra kisolosolo, tsy marin-tampona; fandriana ila, fikisolosoloana: Tsy aza anorenan-trano itỳ tany itỳ noho ny fisolampiany

Updated on 2024/12/11