|
|
|
|

Teny iditra1  fitaba
Fototeny  2 taba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitaba na manakorontana, na mihinan-javatra ka miosanosana ery eo am-pihinanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qu' on saisit avec avidité, manière de saisir avec avidité [1.3]

Fivaditsoratra  6 FIBATA, fibata, fitaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21