|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 taba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Korontana, fitsako sy fambosibosika eo am-pihinanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de saisir avidement avec la main et de manger goulûment, de remuer, de bouleverser [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)16 ta
Sokajin-teny  17 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 asa, lahasa [Bezanozano] [1.78]
19 asa [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  20 a hindrance, an obstacle [Provincial]
hindered, occupied: Taba aho, I am engaged [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  22mañano tabà

Fivaditsoratra  23 bata, 24 tabà, taba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02