Entry | 1 fitadiavana |
Root | 2 tady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao. Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.13] |
Examples |
6 Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka.
[2.356#]
7 Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472#] |
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |