|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitady
Fototeny  2 tady
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!
5 Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fitady
Fototeny  7 tady
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Toetran'ny zavatra vita tady [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17