|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitafy
Fototeny  2 tafy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena:
5 Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 état de celui qui est vêtu
7 manière de se vêtir [1.3]
Ohatra  8  ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany. [2.470]
9  ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo. [2.356]
10  Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :

Teny iditra (2/2)13  fitafy
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! [1.1]
Ohatra  16  Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245]

Fivaditsoratra  17 fatify, fitafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17