|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tafy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 unequal, disproportionate.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 tafy |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fandrakofan-damba na akanjo ny tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.]
[1.2] 11 clothing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 habit, vêtement
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Toe-karena: zaitra |
| Fivaditsoratra | 23 faty, 24 fita, 25 tafi-, tafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|