|
|
|
|

Entry1  fitaitaizana
Part of speech  2  noun
Root  3  taitay
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahamaikana, fahadodonana: Loza ny fitaitaizanay handre ny valim-panadinana.

Updated on 2025/07/29