Entry | 1 fitaizana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 taiza |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. 8 [1.13] asa fanabeazana |
Explanations in English |
9 [1.7] the act of nursing or caring for |
Explanations in French |
10 [1.8] action de nourrir, de soigner 11 [1.13] éducation |
Examples |
12 [2.356#] ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy? 13 [2.470#] na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. |
Vocabulary |
14 Health |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |