|
|
|
|

Entry1  fitakobohana
Part of speech  2  noun
Root  3  takoboka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona.

Updated on 2025/07/29