Entry | fitalahoana (talaho) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra [1.1] | |
Explanations in French | L'action de prier, de demander, la cause [1.3] | |
Examples | Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo.
[2.996] | |
Updated on 2023/01/20 |