|
|
|
|

Entry1  fitalapetrahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana.
Explanations in French  4  [1.3#656] l'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu
Root  5  talapetraka

Updated on 2024/12/11