Entry | 1 fitambarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tambatra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano |
Explanations in French |
8 [1.3#657] L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause 9 [1.13] réunion |
Examples |
10 [2.606#] Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana 11 [2.508#] Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |